|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  indrana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.] [1.2]
9  the article to be returned
10  borrowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  ce qu'on a emprunté
12  emprunté [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)14  indrana
Sokajin-teny  15  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  16  iry [Tambahoaka] [1.78]
17  iry [Bezanozano] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  19  andrina, anindra, indrana, Narinda, Ndriana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31