Teny iditra | 1 indrabeny |
Sokajin-teny | 2 anarana indra sy mpisolo |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] largeur |
Ohatra |
4 [1.3] Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur) 5 [2.996] Folo hakiho no halavan'ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny. |
Voambolana |
6 Toerana |
Singan-teny | 7 indra, be |
Mpanahaka | 8 indrakeliny |
Fivaditsoratra | 9 indrabeny, indranibe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |