|
|
|
|

Teny iditra1  indrabeny
Singan-teny  2  indra, be
Sokajin-teny  3  anarana indra sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] largeur
Ohatra  5  Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur) [1.3]
6  Folo hakiho no halavan'ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny. [2.996]
Voambolana  7  Toerana
Mpanahaka  8  indrakeliny

Fivaditsoratra  9  indrabeny, indranibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21