Teny iditra indray andro maninjitra
Singan-teny indray ; andro ; maninjitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny tontolo andro manomboka ny maraina ka mandrapaharivan' ny andro, indray andro tontolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy All the day long, the whole day, an entire day [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23