Teny iditra | 1 inenina |
Fototeny | 2 enina |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] six times |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] six fois |
Ohatra |
7 Efa inenina izy mianaka no niala maina. [1.281] 8 Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. [1.357] |
Voambolana |
9 Matematika: rafitrisa |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny inenina io |
Fivaditsoratra | 14 inenany, inenina, nenainy, nienina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |