Teny iditra (1/2) | 1 iraho |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana irahina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] |
Ohatra |
5 [2.69#216] ka iraho hody izy, fandrao lasan-ko adala aho 6 [2.996#28.33.27] iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana |
Fototeny | 7 iraka |
Teny iditra (2/2) | 8 Iraho |
Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.11] rivière du canton de Manambaro (Fort-Dauphin) |
Voambolana |
11 Haitoetany: renirano, farihy |
Fivaditsoratra | 12 ahori, ahory, arohy, hairo, haori, haory, hario, haroi, haroy, hiaro, hiora, hirao, hiroa, hoari, hoary, horia, iharo, Iraho, iraho, ohari, ohary, rahoy, roahi, roahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |