|
|
|
|

Teny iditra1  isafatsiroa
Singan-teny  2  isa, fa, tsy, roa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina [2.472]
Tsipelina hafa  5  isafatsyroa, safatsiroa

Fivaditsoratra  6  isafatsiroa, isa fa tsy roa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22