|
|
|
|

Teny iditra1  isan' andro
Singan-teny  2  isa, andro
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] isaky ny misy andro mipoaka
Ohatra  5  Mandroso isanandro ny olona marary sy ny maty. [2.59#]
6  Fombam-pivavahan' ny silamo ny miankohoka inefatra isanandro. [2.445#]
Tovy hevitra  7  isan' andro mihiratra, isan' andro vaky
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  andosiran, isan' andro, nandosira, sondriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21