Teny iditra isaonana (saona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy To be mourned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont on est endeuillé [1.8]
  [1.3]
Ohatra 
1Maty tsy isaonana toy ny amboan' ny mpamosavy. [2.69]
2Ao ny andro isaonana, ary ao ny andro andihizana; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isaonana, isaonako, isaonanao, isaonany, isaonantsika, isaonanay, isaonanareo, isaonan', isaonan-, isaonam-, isaona-
Ny lasa : nisaonana, nisaonako, nisaonanao, nisaonany, nisaonantsika, nisaonanay, nisaonanareo, nisaonan', nisaonan-, nisaonam-, nisaona-
Ny hoavy : hisaonana, hisaonako, hisaonanao, hisaonany, hisaonantsika, hisaonanay, hisaonanareo, hisaonan', hisaonan-, hisaonam-, hisaona-
Filaza mandidy : isaony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20