|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ito
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ity [Bara] [1.78]
4  Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito
5  Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1]
Ohatra  6  Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito. [2.445#]
Sampanteny 
7  Mpisolo anarana :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny mpisolo rehetra
10  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/3)11  ito
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Fisarahana, fahatapahana [1.1]
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)19  ito
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  23  ito, tio

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02