Teny iditra (1/4) | 1 ivelany |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] outside, on the exterior |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#287, 1.8] à l'extérieur 6 [1.4.fr#341] extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) |
Ohatra |
7 Tsy avoaboaka any ivelany? [2.472#161] 8 Io no fasako ivelan'ny tany [1.275|2.1046] 9 Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve? [2.69#65] 10 Sanganehana teo ivelam-bohitra aho [2.643#112] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny ivelany io |
Teny iditra (2/4) | 28 ivelany |
Sokajin-teny | 29 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] Hita maso: Marevaka ny loko ivelany |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [1.3#287, 1.13] extérieur 32 [1.3#287] externe 33 [1.13] extrinsèque |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 36 ivelany |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
38 [1.1] Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany |
Fanazavàna teny frantsay |
39 [1.3#287] l'extérieur, le dehors |
Teny iditra (4/4) | 40 ivelany |
Fototeny | 41 vela |
Sokajin-teny | 42 matoantenin' ny famenony ivelana sy mpisolo |
Fivaditsoratra | 43 aleviny, aveliny, ivelany, lenivay, vilaine |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |