|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jejo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] wanton, licentious
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#294, 1.8] lascif
6  [1.3#294] qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures
Ohatra  7  entin'ny olona jejo mihaingo. [2.314#131]
8  Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#]
Sampanteny 
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  jejojejo
Mpanahaka  12  jifa, pilaka, jefy, jefitra, jila, tefitra, langa, maola, malanga
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny jejo io

Teny iditra (2/2)16  jejo
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Sihanaka] tanin'afo, tifonoana
Tovy hevitra  19  jiajia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21