|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  jinja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikapana, fandidiana ny zavamaniry amin' ny antsy: Jinja vary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a reaping
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Action de moissonner, de couper, de faucher, de donner un croc-en-jambe
6  [1.8] moisson
7  [1.196] Action de moissonner ou de couper en masse une récolte
Ohatra  8  Talohan' ny horaka dia teo ny Tavy na jinja eo amin' ny Antakay. [2.245]
9  Toy ny jinja-varin' ilay mondry, ka be no tsy tapaka, aty ny tapaka misavorovoro. [2.69]
Voambolana  10  Toe-karena: fambolena
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny jinja io

Teny iditra (2/4)24  jinja
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.196] (Côte Est et Centre). Rizière ou terrain cultivé de petite superficie. Sur la côte Ouest, on dit plutôt : tsabo.

Teny iditra (3/4)27  jinja
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Bara] fandringanana
Haiendriteny 
30  Tsotra :

Teny iditra (4/4)31  jinja
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny frantsay  33  [1.19] [Tankarana] ver solitaire. (darina).
Voambolana  34  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
35  Fahasalamana
Haiendriteny 
36  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02