Teny iditra (1/8) | 1 -joro |
Fototeny | 2 zoro |
Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe zoro |
Ohatra |
4 ary nasiana rova efa-joro tokony havavafo ny halavany. [2.48] |
Teny iditra (2/8) | 5 joro |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fitsanganana mitsatoka tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.5] action de se tenir debout |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/8) | 15 joro |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Sihanaka]
vavaka, hataka amin' andriamanitra sy ny razana 18 [1.1] Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady natao |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.5] prière |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/8) | 22 joro |
Sokajin-teny | 23 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] Saro-tahotra, saro-kenatra, mihasihasy |
Teny iditra (5/8) | 25 joro |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.13] tanjaky ny tolona |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.13] jambage |
Voambolana |
29 Toe-karena: fanorenana |
Teny iditra (6/8) | 30 joro |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.196] Le tronc d'un arbre, surtout quand il s'agit d'un arbre sacré. On appelle joron-drananahary (de rananahary : Dieu) une sorte de possession collective provoquée au cours de laquelle un malade est censé exorcisé de l' « esprit » qui était à l'origine de son mal. La cérémonie a généralement lieu sous un de ces arbres sacrés. [Merina]
33 [Sakalava] |
Voambolana |
34 Haizavamaniry |
Teny iditra (7/8) | 35 joro |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.13] norme, module |
Voambolana |
38 Matematika: alijebra |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (8/8) | 40 joro |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.1] Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena |
Fanazavàna teny frantsay |
43 [1.3] carreau au jeu de cartes |
Voambolana |
44 Kilalao |
Mpanahaka | 45 lalitra, samamena, tangontsotrobe, karatra |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 47 -joro, joro, rojo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |