Teny iditra | 1 kahihitra |
Fototeny | 2 hihitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a confirmed penurious person [1.2] 6 stingy, avaricious [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 ladre, sordide d'avarice [1.3, 1.8] 8 lésineux [1.3] 9 avare [1.8] |
Ohatra |
10 Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; [1.38] 11 Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [2.996] |
Mpanahaka | 12 Mahihitra, mahidy, kahidy, kafiry, matsitsy, katity, kely hiratra, kely hoho, kely tanana, mamaky akotry, manjaitra atody, mafy tanana, mafy fonosana, mihirim-belona, kongona |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny kahihitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |