Teny iditra kalamongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Karazam-bomanga (Ipomoea batates), kelikely ny vodiny fa mamy dia mamy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomoea batates
Mpanahaka  kalamavo ~ kalamena ~ kalanoro ~ kalavory

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31