Teny iditra kalavory (kala, vory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Karazana vomanga izay lehibe vorivory tsara ary mena aty ny vodiny (Ipomoea batates) [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Betsileo] (de kala : la belle petite et vory : ronde, sphérique). Nom d'une variété de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae), à gros tubercules rouges, de forme très régulière, presque parfaitement sphérique. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomoea batatas
Mpanahaka  kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalanoro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31