|
|
|
|

Teny iditra1  kalavory
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Betsileo] Karazana vomanga izay lehibe vorivory tsara ary mena aty ny vodiny (Ipomoea batates)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de kala : la belle petite et vory : ronde, sphérique). Nom d'une variété de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae), à gros tubercules rouges, de forme très régulière, presque parfaitement sphérique. [Betsileo]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Singan-teny  6  kala, vory
Mpanahaka  7  kalamavo, kalamena, kalamongo, kalanoro
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02