Teny iditra | 1 kambotim-bola aman-karena |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mahantra ara-bola fa manan-tany na zavatra hafa mety hahazoam-bola |
Singan-teny | 4 kamboty, vola, amana, harena |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |