|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kabaosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tanalahy resy an' ady
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Caméléon vaincu
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/4)7  kabaosy
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] lâche, poltron, sans coeur

Teny iditra (3/4)11  kabaosy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.19] [Tankarana] sorte de guitare.
Voambolana  15  Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  16  kabaosa, kabosa, kabosy
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (4/4)139  Kabaosy
Sokajin-teny  140  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  141  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  142  kabaosy

Fivaditsoratra  143  abosika, Kabaosy, kabaosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30