Teny iditra karin > kary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A thief [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se disait des gens madrés [2.415]
 Voleur [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Teny iditra karin > kary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Saka dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wild cat [1.7]
 See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Chat sauvage [1.54, 2.415, 1.8, 4.22]
  Felis lybica ocreata [4.22]
Anarana siantifika Felis lybica ocreata
Ohatra dia nanontany ny kary ny alika hoe: [2.69]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra karin > harina (hary)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azo angonina, vorina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be accumulated [1.2, 1.7]
 To be collected [1.2]
 To be saved up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on économise; qu'on accumule [1.8]
 Qu'on a acquis par son travail [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : harina, hariko, harinao, hariny, harintsika, harinay, harinareo, harin', harin-, harim-, hari-
Ny lasa : noharina, nohariko, noharinao, nohariny, noharintsika, noharinay, noharinareo, noharin', noharin-, noharim-, nohari-
Ny hoavy : hoharina, hohariko, hoharinao, hohariny, hoharintsika, hoharinay, hoharinareo, hoharin', hoharin-, hoharim-, hohari-
Filaza mandidy : hario
Anaram-javamaniry 

Teny iditra karin > harina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanolanam-pary hanaovana siramamy gasy [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra karin > harina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Merina] (de arina : charbon de bois) Bridelia Tulasneana Baill. (Phyllanthaceae). Bois de peu de valeur, généralement utilisé à faire du charbon ou comme combustible [1.196]
Anarana siantifika Bridelia Tulasneana
Voambolana 

Teny iditra karin > harina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano, Sihanaka] (de harina : qu'on a acquis par son travail) Nom des Phylloxylon ensifolium Baill. et Phylloxylon phyllanthoides Baker ined.(Fabaceae), dont le bois très dur et difficile à travailler fait des très jolis meubles. Voir aussi harahara. [1.196]
Anarana siantifika Phylloxylon ensifolium, Phylloxylon phyllanthoides
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra karin > hary
Sokajin-teny ny ho avin' ny mpamaritra ary

Teny iditra karin > hary
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Izany manko o! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Indeed! Really! Is it so? [1.2]

Teny iditra karin > hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Accumulated possessions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Biens accumulés [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra karin > hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Nonon' omby [1.78]
Voambolana 

Teny iditra karin > hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois :
[Bara, Betsileo, Tanala] Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier).
[Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) [1.196]
Anarana siantifika Bridelia pervilleana, Bridelia pervilleana var. humbertii
Voambolana 

Teny iditra karin > hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :
[Taisaka] Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae)
[Tandroy] Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Erythroxylum pervillei, Strychnos spinosa