Teny iditra |
kijeja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zana-balala vao foy ary manao dia be [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Young locusts still in the hopping stage [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Petites sauterelles [2.415]
|
| Petites sauterelles qui ne volent pas encore [1.8]
|
Ohatra | ny valalavao, ny kijeja, no amidy ao an'tsena, ley maina.
[2.48]
|
Voambolana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
kijeja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza koa ny zaza madinika maromaro tafaraka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait du grand nombre, surtout des enfants nombreux [2.415]
|
|