Teny iditra (1/2) | 1 kirijy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] lava-drano |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] puits |
Mpanahaka | 5 fantsakàna, lava-drano, vovo |
Teny iditra (2/2) | 6 kirijy |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] [Tsimihety]
Karazan-kazo anisan' ny ahazoana kirany tsara azo tenomina (Urena lobata) |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] (c'est aussi le nom donné aux jeunes anguilles, mais le rapport n'est pas connu). Urena lobata L. (Malvaceae). L'un des principaux textiles, plus connu sous le nom de paka. [Tsimihety]
|
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04 |