|
|
|
|

Teny iditra1  lava-drano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] puits
Ohatra  4  [2.424#131] Aza mangery na manary fako eny akaikin'ny lava-drano
5  [2.445#50] Maninona moa raha manambatra vola isika dimy trano dia manakarama olona hihady lava-drano eto avara-trano
Singan-teny  6  lavaka, rano
Mpanahaka  7  fantsana, vovo, kirijy

Fivaditsoratra  8  andravola, lava-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21