|
|
|
|

Teny iditra1  kitakita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher
Ohatra  5  Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy. [2.472]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
Tovy hevitra  10  kitakitaka

Fivaditsoratra  11  katikaty, kitakita

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21