|
|
|
|

Teny iditra1  kitapo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a bag, a small sack
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sac, sachet
Ohatra  6  ary inona iny entinao an-kitapo iny? [2.445#]
7  Manonofy mitsabaka anaty kitapo feno vola loza. [1.381#]
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny kitapo io
Lahatsoratra  11  Randzavola: kitapo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  12  kapoty, kitapo, patiko, pitako, pokaty, potaky, potika, tapoky, topika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21