Teny iditra (1/3) | 1 koa |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy |
Fanazavàna teny malagasy |
3 indray, sy [Taisaka]
[1.78] 4 toa, toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary) [Tanala] [1.78] 5 Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva 6 Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao 7 Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao 8 Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 also, and so [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 et [1.3#342, 1.8] 11 aussi, de plus [1.8] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpampitohy rehetra |
Teny iditra (2/3) | 16 koa |
Sokajin-teny | 17 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
18 kosa [Bara]
[1.78] |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (3/3) | 20 koa |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale [1.3#342] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 29 ako, akô, koa, oka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |