|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62#625] fototeny ahazoana sampanteny, toy ny koloina, mikolo
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  6  kajy, kaly, tandrina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)8  kolo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taimoro] fitomany valala, finaonana

Teny iditra (3/4)11  kolo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taisaka] hanina, sakafo
Voambolana  14  Toe-karena: hanina

Teny iditra (4/4)15  kolo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bara] pipa

Fivaditsoratra  18  kolo, lôko, loko

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08