Teny iditra (1/3) | 1 koro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 korokoro |
Teny iditra (2/3) | 9 koro |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tanala]
saiky bory tanteraka: koro sofy |
Teny iditra (3/3) | 12 koro |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#356] à qui on a coupé une oreille ou les deux |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |