Teny iditra (1/2) | 1 mikorontana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay |
Fototeny | 4 korontana |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mifanjevo, misaritaka, misavoritaka, mifotofoto, misafotofoto, misavorovoro, mikorokoro |
Mpanahaka | 10 tsy milamina, mifangaro be ihany, mifamotaka ambony ambany |
Teny iditra (2/2) | 11 mikorontàna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorontana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 korontana |
Fivaditsoratra | 16 ikorontanam, mikorontana, mikorontàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |