Teny iditra lamaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fandriana midaboka amin' ny tany [Rajemisa 1985]
  [Bara] tsihy [Rakotosaona 1975]
 Fandriana midaboka amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy  [Provincial] a mat, mattress [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Tankarana] natte. [David 1952 (takila L)]
 couche, natte, lit [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra lamaka
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Betsimisaraka, Taifasy] (sens général: état de ce qui s'applique bien au support). Nom donné aux pétioles de ravinala, Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) lorsqu'ils sont préparés pour faire des cloisons ou des plafonds. On les appelle encore repaka. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31