Teny iditra lambolambo (lambo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] safosafo [1.78]
 Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Polissage
Figuré: caresse faite avec la main [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra lambo [tsy fampiasa kokoa noho lambolambo]

Teny iditra lambolambo (lambo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jereo mandina [1.1]
Tovy hevitra malambolambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09