Teny iditra | 1 lavabary |
Singan-teny | 2 lavaka, vary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
sompitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2][lava-bary] a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep 6 [1.7] a pit for storing rice |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3][lava-bary] trou creusé dans la terre pour y conserver le riz 8 [1.8] fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier 9 [1.196] silo souterrain pour le riz |
Ohatra |
10 Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. [1.381#] 11 Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59#] 12 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27 |