Teny iditra | 1 lava-drano |
Singan-teny | 2 lavaka, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] puits |
Ohatra |
5 Aza mangery na manary fako eny akaikin'ny lava-drano [2.424#131] 6 Maninona moa raha manambatra vola isika dimy trano dia manakarama olona hihady lava-drano eto avara-trano [2.445#50] |
Mpanahaka | 7 fantsakàna, vovo, kirijy |
Fivaditsoratra | 8 andravola, lava-drano |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |