|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lavo
Fototeny  2  la
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lavina [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] lavina

Teny iditra (2/2)5  lavo
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tanala] mianjera, potraka
8  [1.1] Potraka: Nibolisatra izy ka lavo
Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy
Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho
Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy.
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky
10  [1.7] fallen
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.8] tombé, déchu
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Mpanahaka  17  potraka, tsirara, mitsinkasina, mianjera, miongana
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny lavo io

Fivaditsoratra  32  lavo, lova, valo, vola

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17