|
|
|
|

Teny iditra1  lavorary
Singan-teny  2  lavo, rary
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vita araka izay ilana azy, tomombana ny toetrany, tanteraka
5  [1.13] tongalafatra; vita tsara
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] successful, prosperous, well, proper, good; lit. plaits thrown down. Used of business
7  [1.7] perfect, well accomplished
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#394, 1.8, 1.13] parfait, bien fait
9  [1.3#394] fini, accompli, bien exécuté, qui donne de la satisfaction
10  [1.13] fini, accompli
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny lavorary io

Fivaditsoratra  17  lavorari, lavorary, valorira

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21