Teny iditra (1/10) | 1 lay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara, Mahafaly]
hazakazaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
running, rapid motion. See hazakazaka, olomay |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/10) | 7 lay |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra / Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila Lamba makarakara atao aro moka amin' ny fandriana Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosiky ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] tent cloth; a tent; a sail |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] toile à bâche; tente; voile de bateau |
Voambolana |
12 Fifamoivoizan-tsambo |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/10) | 20 lay |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Taisaka]
hakamoana, laina |
Teny iditra (4/10) | 23 lay |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] [Sakalava]
Karazan' ahitra any anaty ranomasina |
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/10) | 28 lay |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] Tsilotsilo kely madinika dia madinika hita amin' ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin' ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns |
Fanazavàna teny frantsay |
31 [1.196] (1) (toute l'île). Nom général des poils des plantes et notamment des poils scabres ou urticants. On dit, par exemple, lain-amiana : les poils urticants de l'amiana (Urera oligoloba Baker). D'où l'adjectif malailay : urticant, qui cause des démangeaisons et le substantif : lailay : prurit, démangeaisons |
Voambolana |
32 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (6/10) | 36 lay |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
38 [1.196] Nom d'un arbuste très velu, à poils provoquant des démangeaisons, commun dans la région sèche de l'Androy. [Tandroy]
Plante médicinale indéterminée de Tuléar (d'après le fichier manuscrit de Grandidier). [Mahafaly] Les deux désignent peut être une même plante ? |
Voambolana |
39 Haizavamaniry |
Teny iditra (7/10) | 40 lay |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.1] Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (8/10) | 46 lay |
Sokajin-teny | 47 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
48 [1.78] [Taisaka]
lolo manidina 49 [1.78] [Bara] lolo (bibikely) 50 [1.78] [Tanosy] bibidandy |
Voambolana |
51 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (9/10) | 52 'lay |
Sokajin-teny | 53 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
54 [1.1] Jereo ilay |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
56 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (10/10) | 57 lay
![]() |
Sokajin-teny | 58 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
59 [1.2, 1.7] manatody: to lay eggs 60 [1.7] mametraka: to set, to place, to lay down 61 [1.7] mandatsaka: to cast down; to put down, to lay in place |
Fivaditsoratra | 62 aly, ila, 'lay, lay, lia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |