Teny iditra lehitsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  ise, ialahy: Ialahy lehitsy mba mandehana [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Aza mody adala lehitsy a! [Andraina: I Vola, takila 54]
2Fomba fiteny, lehitsy, izany fa aza be fanontaniana a! [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 127]

2019/08/17