|
|
|
|

Teny iditra1  lehitsy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ise, ialahy: Ialahy lehitsy mba mandehana [1.1]
Ohatra  4  Aza mody adala lehitsy a! [2.4#54]
5  Fomba fiteny, lehitsy, izany fa aza be fanontaniana a! [2.643#127]
Tsipelina hafa  6 letsy
Tsanganana sy sary iray takila  7  label='pns' run='pronouns?w=lehitsy' />Aza mody adala lehitsy a!Fomba fiteny, lehitsy, izany fa aza be fanontaniana a!

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26