Teny iditra 1/2 |
lozoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Efitra [1.78]
|
| [Sihanaka]
Lavaka manodidina fiarovana tanàna [1.78]
|
| [Tanala]
Lalan-tery, lalana ety dia ety [1.78]
|
| Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [1.8]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra 2/2 |
lozoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï [1.1]
|
Sampanteny |
|
|