Teny iditra | 1 mahasamihafa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Ohatra |
3 [1.353#4] Raha te hampiseho ny mahasamihafa an’ Andriamanitra sy ny ombiasa izy, dia miteny hoe: 4 [2.996] Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. |
Fototeny | 5 samihafa |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |