|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mahavaly
Fototeny  2 valy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui peut répondre, rendre la pareille [1.3]
Ohatra  5  Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tody? [2.296#72]
6  Fa Ilaidama, hono hoe, Andriana mahavaly fitia toa an' Imboasalama. [2.528#39]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9  mahavaly
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Tanosy] (nom relevé par Hugon en 1818). Même étymologie que mahavalia « Arbre dont les feuilles viennent six par six par bouquets elles sont cordiales et sentent bon » (Hugon). Non retrouvé. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)13  Mahavaly
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  15 [ramahavaly+Ramahavaly] The name of one of the old idols. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 [ramahavaly+Ramahavaly] idole célèbre du pays (autrefois); le dieu des serpents, qui envoyait les serpents [1.3]
17 nom d'une idole honorée comme fétiche national sous l'ancien royaume hova, à l'égal d'Ikelimalaza, Rafantaka, Imanjakatsiroa. Ce fétiche royal, qu'on portait à la guerre, était réputé pouvoir défendre contre le sort ou les maléfices jetés par l'ennemi, d'où son nom qui signifie "qui peut donner la réplique". Il fut détruit par le feu à Ambohitany le 9 septembre 1869 sur les ordres de Ranavalona II. [1.11]
18 [Merina] (« Celle qui peut répondre » ou « rendre la pareille »). Une des principales idoles royales. Voir Tantaran'ny Andriana vol. 1er, p. 333-335 (Tananarive, 1974). Les serpents étaient ses animaux familiers. Son mpitahiry vendait les ody ou talismans contre les crocodiles. [1.196]
Ohatra  19  tsy tia' ny Kelimalaza sy mahavaly [2.48#673]
Voambolana  20  Finoana
Tsipelina hafa  21 ramahavaly, ramahavaly
Teny nalaina  22  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  23  label="sampy" run="sampy"/>

Fivaditsoratra  Mahavaly, mahavaly, 24 mihalava

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26