Teny iditra | maimbo raikona | ||||||
Singan-teny | maimbo ; raikona | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra Afa-baraka Enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may [1.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |