Teny iditra (1/3) | 1 malady |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
kinga, haingana 4 [1.78] [Sihanaka, Tanala] haingana 5 [1.1] Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] quick keen of hearing |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.19] [Tankarana]
rapide. 8 [1.8] prompt qui a l'oreille fine 9 [1.196] vite prêt, rapidement préparé |
Ohatra |
10 [2.895#174] malady loatra izany fitiavana izany. 11 [1.381#] Andro aingana sy malady ny Alahamady. |
Fototeny | 12 lady |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 14 lady |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny malady io |
Teny iditra (2/3) | 24 malady |
Sokajin-teny | 25 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Bezanozano]
vetivety |
Fototeny | 27 lady |
Teny iditra (3/3) | 28 malady
![]() |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
30 [1.17] aretina |
Fivaditsoratra | 31 adilam, malady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |