Teny iditra | 1 malahelo |
Fototeny | 2 alahelo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manina, manembona: Malahelo foana an-janany lasa any lavitra Rasoa 5 Ory noho ny: Malahelo ny ombiny very izy 6 Manenina: Malahelo aho faniteny azy mafy loatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to have pensive feelings like those produced by plaintive music or singing; to be poor; to be poverty sticken; to be bereaved; to be depressed in spirit, to feel sorrowful; to grieve for, to long after. [1.2] 8 sad, afflicted; poor [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 triste; affligé; pauvre [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny malahelo io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |