Teny iditra malahelohelo (alahelohelo (alahelo))
Sokajin-teny mpamaritra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: taraina ~ tia ~ tsanta ~ ferenay ~ manjomoky ~ mandrondry ~ mandorodoroka ~ mazetoky ~ malovy ~ dontokana ~ adalo ~ adaloberanomaso ~ kendro ~ kalo ~ alahelohelo ~ apitrapitra ~ pitrapitra
Ohatra 
1Fa hianao kosa, anaka, nahoana no toa malahelohelo tarehy? [2.499]
2Revo amin' ny fandalorany ny tranony sy ny fanadiovana ny manodidina azy avokoa ry zareo malahelohelo sy tsy ampiampy fivelomana. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20