|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  malalaka
Fototeny  2  lalaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany
5  Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany
6  Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo
7  Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao
8  Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [1.1#563]
Fanazavàna teny anglisy  9  spacious, roomy [1.2, 1.7]
10  wide [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  spacieux, vaste, ample [1.3#375, 1.8]
12  grand, large, espacé [1.3]
Ohatra  13  malalaka ny tokotany niraisana [2.356#7]
14  malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse) [1.3#375]
15  nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay [2.445#86]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
Sampanteny 
19  Mpamaritra :
Mpanahaka  20  1.1
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)24  malalaka
Fototeny  25  lalaka
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  27  Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy
28  Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe
29  Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [1.1#563]
Fanazavàna teny anglisy  30  liberal [1.2]
31  without constraint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32  sans contrainte [1.3#375, 1.8]
33  libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [1.3]
Ohatra  34  malalaka indrindra ny didinao [2.996]
35  halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy [2.366#58]
Haiendriteny 
36  Ny ankehitriny :
37  Ny lasa :
38  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09