|
|
|
|

Teny iditra1  malefaka
Fototeny  2  lefaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
Malemilemy: Feo malefaka
Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] pliant, supple; easy going, gentle
not too strong (of beverages)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] souple; calme
pas trop fort (se dit des boissons)
Ohatra  7  hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69]
8  hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529]
9  Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny malefaka io

Fivaditsoratra  24  falamake, malefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21