Teny iditra | 1 maloiloy |
Fototeny | 2 loiloy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ta handoa, maivivy, misalebolebo Tsy tia: Maloiloim-pihavanana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] avoir des nausées |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 7 maivivy, manamonaina, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misalebona, misolebileby |
Mpanahaka | 8 dimpoana, fenofeno, masinaty, mihoaka, salontsolonina, salosonina, tahandoa |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny maloiloy io |
Fivaditsoratra | 10 maliolio, maloiloy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |