|
|
|
|

Teny iditra1  misalebona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo
Jereo salebolebo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] avoir des nausées
Voambolana  5  Fahasalamana
Fototeny  6  salebona
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10  maivivy, maloiloy, manamonaina, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misolebileby
Mpanahaka  11  dimpoana, fenofeno, masinaty, mihoaka, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Fivaditsoratra  12  be lamosina, misalebona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02